Dago Chart

Isakin'ny Asabotsy manomboka @ 9ora sy sasany maraina hatramin'ny 11ora (90mn). Hanoloran'i Haja anareo ireo hira malagasy 20 raitra indrindra eto Madagasikara. Misy ihany koa ny famerenan'ny hira rehetra isakin'ny Alakamisy @ 9 ora alina.
Animateur(s)
Haja RAZAKAMIADANA
Alias :B Régime
Alias :B Régime

Les Infos



